|
|
|
|

Teny iditra1  hanin' ny olitra
Singan-teny  2 hanina, 3 olitra
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 marary nify. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 a phrase used in speaking of toothache; lit. eaten by a worm.. [1.2]
7 suffering from toothache. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 Mal de dents : c' est un ver qui les ronge. Les Malgaches expliquaient ainsi le mal de dents.. [2.415#2802]
9 qui a mal aux dents. [1.8]
Voambolana  10  Fahasalamana
Tovy hevitra  11 kekerin' ny olitra, marary olitra, mararin' ny olitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31